Toy izao ny fomba fikarakarana nem amin ny fomba malagasy (recette de nem à la façon malgache). Isan’ny olona: 5-6 Fotoana ikarakarana azy: 30min Fotoana hiketrehana azy: 20min Mora karakaraina! Akora Ilaina: Ovy 200g Totokena 500g Poireaux 02 Carotte 01 râpée Ciboulette (tsy voatery) Pate blanche Pâte fanaovana nem (izay hita eny aminy pavillon Analakely) […]
The post Nem vita Malagasy appeared first on Voyage Madagascar.